|
|
|
|

Teny iditra kipakipaka (kipaka)
Sokajin-teny anarana
 Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. [1.1]
 [duplicatif diminutif] action de chasser, d'expulser, de rejeter, de repousser [1.3]
Tovy hevitra kipaka [tsy fampiasa kokoa noho kipakipaka]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/05