| Teny iditra | kirango | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsileo] Ranjo: Totoitra teoeo aba aho ka save maratsa ny kirangoko (Tafintohina (totoitra) teo re aho ka tena maratra ny ranjoko) [1.78] | ||
| Iray amin'ny taolan-dranjo [1.13] | ||
| Tibia [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | kiranjo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/19 |
|