| Teny iditra |
kiraro
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba [1.1]
|
| | Shoes [1.7]
|
| | Souliers, pantoufles [1.3]
|
| | Soulier; chaussure [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro.
[2.4]
|
| 2 | Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve?
[2.285]
|
| 3 | Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
kiraro,
kiraroko,
kiraronao,
kirarony,
kirarontsika,
kiraronay,
kiraronareo,
kiraron',
kiraron-,
kirarom- |
|
| Lahatsoratra |
|