|
|
|
|

Teny iditra kisa
Sokajin-teny anarana
 Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1]
Tovy hevitra akisa

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/24