| Teny iditra | kitoatoa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| A random guess, a random act [1.7] | ||
| Hasard, aventure [1.8] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | kitoatoa | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano [1.1] | ||
| At random [1.7] | ||
| Au hasard [1.8] | ||
| Ohatra | Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy!
[2.643] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|