|
|
|
|

Teny iditra kitoina
Sokajin-teny mpamaritra
 Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitoina aoka izany io vehivavy io [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kitokitoina

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/26