| Teny iditra |
kitoto
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitotony [1.1]
|
| | Valeur, respect, égard, ordre, arrangement [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
kitoto,
kitotony |
|
|
| Teny iditra |
kitôto
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tsimihety]
Voronkely tsara feo mitovitovy amin' ny domohina saingy kelikely kokoa [1.1]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
kitoto
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara, Betsileo]
(de toto : action de battre la terre des pieds, danses, trépignement qui marque la joie).
Halleria ligustrifolia Baker (Stilbaceae). Joli arbuste employé les jours de fête pour décorer les lieux publics. Ses feuilles restent en place même quand il s'est desséché. Il évoque les réjouissances populaires. Décoratif. Mériterait d'être cultivé en Europe comme arbuste de terre bruyère.
[1.196]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
Kitoto
|
| Sokajin-teny | anaram-poko
|
| | Mponina tranainy teto Madagasikara, izay fantatra anarana fa tsy tadidy mazava [2.508]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Toy izany koa ny Kimosy tany Anosy, ny Kajemby sy ny Kitoto tany Avaratra Andrefana.
[2.508]
|
|