| Teny iditra | kitroina (kitro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona) [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | kitroina (kitro) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Misy kitro: Kitroina ny tanan' i Dada [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/01/28 |
|