| Teny iditra | kitrokely | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | kitro, kely | |
| Ilay taolana mivohitra miranirany eo anelanelan' ny ranjo sy ny tongotra; ny kitrokely dia karazana kambon' ny tendron' ireo taolan-dranjo anankiroa [1.1] | ||
| Cheville [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |
|