|
|
|
|

Teny iditra kivazivazy (vazivazy)
Sokajin-teny anarana
 Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany [1.1]
 Joking, horseplay [1.7]
 Plaisanterie, négligence, manque de respect [1.3]
 Plaisanterie familière [1.8]
Ohatra 
1Kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472]
2Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/29