|
|
|
|

Teny iditra kizanajanaka (zanaka)
Sokajin-teny anarana
 Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny [1.1]
 Poupée [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28