| Teny iditra | kobabaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fimenomenonana sy fikotabana noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena Fampisehoana hadodonana ho fanajana sy fitiavana [1.1] | ||
| Action d’agir avec empressement, par affection ou par respect [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |
|