| Teny iditra |
kobany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Ny anatiny, ny anevanevany, ny elanelany, ny afovoany: Ravao ity tamboho itỳ fa mivohitra ny kobany. [1.1]
|
| | Le centre, le milieu, l'entre-deux, l'intermédiaire: Mivohitra ny koban' io trano io ((Le milieu du mur de cette maison est tombé) [1.3]
|
|
| Teny iditra |
kobany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara, Sihanaka]
farafara
[1.78]
|
| Tovy hevitra | |
|
| | |
|
| Teny iditra |
kobany
(kobana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kobanina
|
| | [1.3]
|
| Ohatra | Kobany ao anaty barika ny rano hanasana azy
[1.1]
|
| Tsipelina hafa |
|