| Teny iditra | kodadaka (dadaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitenenana haingana mifangaro noho ny fihetseham-po ka mila tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika [1.1] | ||
| Bredouillement, confusion des paroles par suite d'une émotion ou d'une grande précipitation [1.3] | ||
| Tovy hevitra | kodada | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |
|