| Teny iditra | kodiakely | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | kodia, kely | |
| Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka [1.1] | ||
| Dés, jetons pour jouer [1.3] | ||
| Dé [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza.
[2.332] | |
| Sary |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|