|
|
|
|

Teny iditra kofina
Sokajin-teny mpamaritra
 Mitelinjavatra ka mifotroaka any an' orona [1.1]
 Qui avale de travers et tousse [1.3]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra kofìna
Sokajin-teny anarana
 Vatampaty [1.1]
 Cercueil [1.3]
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: coffin.

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/01