| Teny iditra | kohaka | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1] | |||||||
| A cough [1.7] | |||||||
| Toux [1.54, 1.8] | |||||||
| Voambolana | ~ | ||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |
|