| Teny iditra |
koka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Taisaka]
Antitra (voly) [1.78]
|
|
| Teny iditra |
koka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Antso [1.1, 1.78]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
koka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sihanaka]
Tevana madinika [1.78]
|
|
| Teny iditra |
koka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tanala]
Fanariana na fandroahana olona ataon'ny fokonolona [1.78]
|
|
| Teny iditra |
kokà
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Merina]
(du français coca). Erythroxylum coca Lam. (Erythroxylaceae). Arbuste d'origine sud-américaine qui fournit la cocaïne et d'autres alcaloïdes. Introduit à Madagascar comme espèce médicinale. Sa culture ne s'est pas répandue hors des stations d'essais. Mentionné par le Firaketana Malagasy.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Erythroxylum coca |
|