|
|
|
|

Teny iditra kondendina (kondendy)
Sokajin-teny anarana
 Fikarakarana ny kanonkanon-tokantrano, fisaritahana eo am-panaovana afo mahandro sakafo. [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kondendy ~ korandendina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05