|
|
|
|

Teny iditra kopilapila
Sokajin-teny anarana
 Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila
Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kopilapilaka

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23