| Teny iditra | korataba (kotaba (taba)) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1] | ||
| Ohatra | Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba.
[2.529] | |
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | kotaba | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|