| Teny iditra | korebareba (rebareba) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10] | ||
| Tovy hevitra | kirefarefa ~ korefa ~ korefarefa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|