|
|
|
|

Teny iditra korintsana (rintsana)
Sokajin-teny anarana
 Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina
Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [1.1]
 Tinkling ornaments [1.7]
 Retentissement d'un grelot, de petits ornements [1.8]
Voambolana 

Teny iditra korintsana
Sokajin-teny anarana
 Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [1.1]
 A child's rattle [1.7]
Voambolana 
Ohatra Tamin' izany no nahazon' I Terezy kely korintsana (kilalao vita gasy) sy kavina an-koso-bolamena; [2.470]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28