| Teny iditra | korongo | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Bara, Merina] Enti-milaza ny tandrok' omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin' ny hoe "baka" ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Raha baka mahay mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana" [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | korongona | |
| Tsipelina hafa | kirongo | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | |
| Teny iditra | korongo | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |
| [Bara] Mifaingotra [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |
|