|
|
|
|

Teny iditra kosoka
Sokajin-teny anarana
 Fanalana loto amin' ny zavatra iray amin' ny fampandalovana mafy ary matetika borosy na zavatra hafa na ny tanana eo ambony. [1.1]
 Gommage [1.13]
Sampanteny 

Teny iditra kosoka
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Paraky kisoka [1.78]
 (comme kisoka. Tabac réduit en poudre et additionné de cendres végétales et d'autres ingrédients habituellement chiqué. Tabac à mâcher. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30