| Teny iditra | kotro- | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe kotroka | |
| Teny iditra | kotro | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hoditra mihamatevina sy mihamafy eo amin' ny felatanana na ny faladia noho ny asa betsaka atao na ny dia lavitra vita; kitro. [1.1] | ||
| [Bezanozano, Sihanaka] Kitro [1.78] | ||
| [Bezanozano] Tandroka [1.78] | ||
| A hoof [1.2] | ||
| Durillons, cals, callosités [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | kitro | |
| Teny iditra | kotro | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| On donne ce nom : Arbre indéterminé dont les graines fournissent de l'huile (Dictionnaire de Richardson). [Mahafaly] Ximenia perrieri Cavaco et Keraudren (Oleaceae). Fruits comestibles. Suc exprimé des feuilles fraîches en instillations dans la conjonctivite. Décoction en bains d'yeux (d'après Debray) C'est peut être une seule et même espèce. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Ximenia perrieri | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/03/02 |
|