Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
kotsetsa
Sokajin-teny
mpamaritra
Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany
Mitovy hevitra:
be kamentsona
~
be karajia
~
maro vava
~
mpikamentsona
~
mpipentsompentsona
~
mpitafa
~
mpitaria
~
mpivatsavatsa
~
tsaontsaom-bava
[
1.1
]
Sampanteny
akotsetsa
,
fikotsetsa
,
fikotsetsana
,
ikotsetsana
,
kotsetsatsetsa
,
mahakotsetsa
,
mampiko
tse
tsa
,
mifampiko
tse
tsa
,
mikotsetsa
,
mpikotsetsa
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02