|
|
|
|

Teny iditra kotsetsotsetso (tsetsotsetso)
Sokajin-teny mpamaritra
 Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany
Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05