Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
la
di
nina
(
la
dina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Hodidinina, fadidirana:
Ladinin' ny vahy ny hazo any an' ala
Fatorana, akambana:
Ladino ireto zozoro ireto hanaovana takelaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ladinina
, ladiniko, ladininao, ladininy, ladinintsika, ladininay, ladininareo, ladinin', ladinin-, ladinim-, ladini-
Ny lasa :
noladinina, noladiniko, noladininao, noladininy, noladinintsika, noladininay, noladininareo, noladinin', noladinin-, noladinim-, noladini-
Ny hoavy :
holadinina, holadiniko, holadininao, holadininy, holadinintsika, holadininay, holadininareo, holadinin', holadinin-, holadinim-, holadini-
Filaza mandidy :
la
di
no
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20