|
|
|
|

Teny iditra ladinintrambo
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ladina, trambo
 Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory [1.1]
 Espèce d'urticaire oblongue [1.54]
Voambolana 
Tovy hevitra fadiditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28