| Teny iditra | lafarinina | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Totom-barimbazaha. (Ny mangahazo na vary voatoto ho koba dia azo ambara ho lafarinin' ireny zavatra ireny) [1.1] | ||
| Koba vita amin' ny varimbazaha: Rehefa miakatra ny vidin' ny lafarinina dia misondrotra ny vidin' ny mofo dipaina [1.62] | ||
| Farine [1.5] | ||
| Voambolana | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: la farine. | |
| Tsipelina hafa | lafarina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/02/27 |
|