| Teny iditra | lahoina (laho) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany ny fifanosehana ao anaty fiarambahoaka: lahoina ianao vao tafavoaka rehefa hidina [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|