|
|
|
|

Teny iditra lakalaka
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. [1.1]
 Impertinent, intrusive, forward, impudent [1.2]
 Qui s'accommode de tout [1.196]
Ohatra 
1Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra. [1.437]
2Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina? [2.296]

Teny iditra lakalaka
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] A plant [1.2]
  [Betsileo, Sakalava, Tankarana, Tsimihety] Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme laka [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Cynometra commersoniana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07