|
|
|
|

Teny iditra lalimanga
Sokajin-teny anarana
Singan-teny lalitra, manga
 Karazan-dalitra mangamanga, lehibe noho ny lalitra tsotra, fia mipetapeta ka amin' ny maloto ary matetika manatody eny amin' ny hena ka mahatonga azy ho maimbo haingana. [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20