| Teny iditra | lambomiditra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | lambo, miditra | |
| Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20 |
|