|
|
|
|

Teny iditra lamisy
Sokajin-teny anarana
 Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1]
 Fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13]
 Vilebrequin [1.13]
Voambolana 
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: la mèche.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/17