| Teny iditra | lamohina (lamoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|