| Teny iditra | landy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba [1.1] | ||
| A silkworm [1.2] | ||
| Ver à soie [1.8, 1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | landy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita amin' ny tranon' ny landy [1.1] | ||
| Silk [1.2, 1.7] | ||
| Soie [1.8, 1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Habaka | Fédération Sahalandy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |
|