|
|
|
|

Teny iditra langa
Sokajin-teny anarana
 Fisandratana ambony [1.1]
 Hauteur, élévation (duplicatif langalanga plus usité) [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra langalanga

Teny iditra langa
Sokajin-teny mpamaritra
 Fatra-panao fihetsika mipelipelika sady tsy maotona, jefy, jefitra [1.1]

Teny iditra langa
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Dondon-kandrina [1.78]

Teny iditra langa
Sokajin-teny mpamaritra
  [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kalanga
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18