|
|
|
|

Teny iditra lanjalanjao (lanjalanja (lanja))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lanjalanjaina [Fitanisana]
Ohatra lanjalanjao tsara, alao an-tsakany alao an-davany izay hatao amin'ireto olona nianatra taratasy ka mivavaka ireto. [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17