| Teny iditra | laona | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [1.1] | |||||
| A mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [1.2] | |||||
| A mortar for pounding rice, maize, etc [1.7] | |||||
| Mortier pour piler le riz, le maïs, etc [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/06/09 |
|