| Teny iditra | latsapaheniny | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | latsaka, fahenina | |
| Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheniny (ampahenin' ny voamena), na 0,166 Fr [1.1] | ||
| (latsa-paheniny) twopence less a sixth [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |
|