|
|
|
|

Teny iditra lavabato
Sokajin-teny anarana
Singan-teny lavaka, vato
 (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground [1.2]
 A cave in the rock [1.7]
 Caverne dans la roche [1.8]
Ohatra 
1Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady. [1.508]
2Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo. [1.437]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13