| Teny iditra | lavahana (lavaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asiana lavaka: Lavaho kely eto hamboleko katsaka Takina: Ananan-dRakoto vola aho ka tavahany foana andro aman' alina [1.1] | |||||||||
| To be digged, to be bored [1.2] | |||||||||
| To have a hole made in it; to be dug into. cf. loaka [1.7] | |||||||||
| Dans lequel on fait un trou; où l'on creuse [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | lavahana | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| [Bara] Jejo [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | lavahana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bara] Mpijangajanga [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | lavahana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bara] Vehivavy janga [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|