| Teny iditra | lavatsindakana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: lava | |
| Ohatra | ... dia nomeny anaram-petaka... Nisy ny nataony hoe Volonkatsaka (manana volo mena mangafoka), Voantabiha (mena pina ny tarehiny), Lavatsindakana (avo dia be Rangahy io), Tapany (fohy vaventy kosa io).
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2014/01/21 |
|