|
|
|
|

Teny iditra lehilava
Sokajin-teny anarana
Singan-teny lehy, lava
 Fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [1.10]
 Manière de jouer au fanorona [1.3]
Voambolana 
Tohi-kevitra 

Teny iditra Lehilava
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Singan-teny lehy
Voambolana 
Ohatra Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo Lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na Lehilava, zato iray. [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04