| Teny iditra | lemena (lemy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. ~ Lemeo tsara ny hena Tonga mihena hery: Nolemen' ny aretina roa volana izy ~ Aza mety ho lemen' ny naman-dratsy Kapohina, lakasina: Nolemen-drainy ny hazo Ilita vao hendry [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|