| Teny iditra | lenta | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1] | ||
| Tovy hevitra | leta | |
| Teny iditra | lenta | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13] | ||
| Niveau [1.13] | ||
| Tovy hevitra | levina | |
| Teny iditra | lentà | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Masikoro] Vonoina tapahin-doha, maty tapa-doha [2.606] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
|