|
|
|
|

Teny iditra lentika
Sokajin-teny mpamaritra
 Sitrika, tsy fisehoana, fidifian' ny masoandro na ny volana any ambadiky ny faravodilanitra
Fahelan' ny olona irahina any amin' ny nanirahana azy, fihitsohana lalina. [1.1]
 Submergé, plongé, enfoncé dans, disparu sous l'horizon
Enfoncé dans le mal, dans les embarras [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/17