|
|
|
|

Teny iditra leony
Sokajin-teny endritenin' ny hoe leo
Ohatra 
1izay homa-manta no ho leony. [1.437]
2Leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285]
3Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346]
Tovy hevitra leo

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/09